|
|
|
|

Entry 1  jonoina
Root  2 jono
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Alaina amin' ny jono, alaina na tarihina amin' ny fomba kinga ary saro-toherina, angolena, kolikolena: Nojonoiny teny ny zana-dRakoto dia lasany tamin' ny farany [1.1]

Anagrams  9 anjonoy, jonoina

Updated on 2026/02/04