|
|
|
|

Entry 1  jofoina
Root  2 jofo
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho
9 Ianjerana, iantontana
10 Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1]
Synonyms  11 jofoana

Anagrams  12 anjofoy, jofoina

Updated on 2026/04/22