|
|
|
|

Entry 1  jadonana
Root  2 jadona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tsatohana: Nojadonany lefona ny tratran' ilay niady taminy ka maty teo no ho eo
9 Anaovana teny tsy valiana: Nahoana aho no jadonanao tahaka izao [1.1]
Explanations in French  10 Sur quoi on plante, on fiche quelque chose: Nojadonany ny lefona ny kibon’ ny fahavalo (Il planta sa lance dans le ventre de l’ennemi)
11 figuré: sur qui on exerce le despotisme [1.3#289]

Anagrams  12 andanjao, jadonana

Updated on 2026/04/19