| Entry | 1 itony |
| Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
4 misy tovana mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny "ito" na "itỳ": Mampilendalenda itoy voankazo itony ~ Itony ka tena zavatra!
[1.1] |
| Explanations in English |
5 this
[1.7] |
| Explanations in French |
6 celui-ci, ce
[1.8] |
| Examples |
7 itony tany no tsotsofina;
[2.69#287]
8 Mankasitraka, fa soa itony. [2.245#52] 9 Tsy hita itony olona itony. [2.4#88] 10 Inona izao no anaran' itony? [2.471#63] |
| Synonyms | 11 itoy |
| Tables and plates |
12 All the pronouns |
| Anagrams | 13 intoy, itony, 14 toy ny |
| Updated on 2026/04/22 |
|