|
|
|
|

Entry 1  itantarana
Root  2 tantara
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in French  [1.3#677]
Examples  8  Koa hitantsika amin' ireny santionany vitsivitsy ireny fa mba nanan-javatra azo itantarana azy ihany ny ntaolo. [1.318#]
9  Eo an-tokotanin'ny mpisoro na loham-poko no itantarana ny momba ny razana sy ny angano mbamin'ny hainteny isan-karazany. [2.606#]

Anagrams  itantarana, 10 tantaraina

Updated on 2026/04/19