|
|
|
|

Entry 1  itadiavana
Root  2 tady
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  [1.3#640]
Examples  8  Ary iza no itadiavana ny harena, fa tsy ny vady aman-janaka? [2.298#47]
9  Ady itadiavana izay ho mpifehy, ka lozan' izay lehilahy resin' ny hatsaran-tarehim-behivavy, fa eo amin' ny nofo no itoeran' ny heriny. [2.5#]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21