|
|
|
|

Entry 1  iraisana
Root  2 iray
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in English  8 about which one is united [1.7]
Explanations in French  [1.3#282]
9 pour quoi on s'unit [1.8, 1.5]
10 collectif [1.13]
Examples  11  lalana hatrany hisian' ny sori-dalana iraisana. [2.356#184]
12  Mety manambara fototra iraisana izany fitovian' anarana izany. [2.508#449]
13  Ny momba ny vazaha moa dia aretina iraisana iny, ka tsy mahagaga raha samy itarainana. [2.472#135]
Combinations  14  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word iraisana
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  16 ary saina, 17 Asiriana, 18 Asyriana, iraisana, 19 isariana

Updated on 2026/04/21