| Entry | 1 io |
| Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
6 Enti-manondro akaiky nefa tsy voafaritra tsara ny halavitany: Tsy tiako io sary io, omeo azy io raha tiany
[1.1] |
| Explanations in English |
7 that; plur. ireo
[1.7] |
| Explanations in French |
8 celui-là; plur. ireo
[1.8] |
| Combinations | 9 4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word io |
| Tables and plates |
10 All the pronouns |
| Updated on 2026/04/19 |
|