|
|
|
|

Entry 1  ifanahafana
Root  2 hahaka
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Misy ifanahafany amin' ny fampinomana tangena teto Madagaskara izany. [1.38#376]
8  Fa misy fandehany tokoa, fomba arahin' ny mpikabary sy ny mpandahatra na zovy na zovy: mety ho samy manana ny azy, nefa misy ifanahafana na ifandraisan' izy rehetra. [2.298#7]

Updated on 2026/04/19