| Entry | 1 ifampiresahana |
| Root | 2 resaka |
| Part of speech | 3 relative verb |
| Morphology |
|
| Examples |
8 saingy tsy maintsy ho tena hay ilay teny, voalohany indrindra, ary faharoa, ny olona manodidina ifampiresahana tsy maintsy hahay io teny vahiny io.
[2.356#204]
9 mandeha mangataka indray, saingy teny fifanajana tsotra dia tsotra fotsiny no ifampiresahana fa tsy manao kabary akory [2.245#153] |
| Updated on 2026/04/19 |
|