|
|
|
|

Entry (1/2) 1  ianarana
Root  2 anatra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza ny zavatra iray atao ny hahaizana azy [1.1#447]
Explanations in English  [1.2#40]
Explanations in French  9 qu'on étudie, qu'imite [1.3#37]
Examples  10  Ny dada no sarotra ianarana. [2.69#280]
11  Hararaoty ny andro tsy ianarana hidiovana. [2.117#12]
12  Ny tenindrazana no tokony hianarana voalohany indrindra [1.1#447]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 14  ianarana
Root  15 anatra
Part of speech  16  relative verb
Morphology 
17  Present :
18  Past :
19  Future :
20  Imperative :
Explanations in Malagasy  21 Enti-milaza ny fomba, toerana, fitaovana entina mianatra [1.1#447]
Explanations in English  [1.2#40]
Explanations in French  [1.3#37]
Examples  22  Ny rakibolana no tsara hianarana ny tenin-drazana [1.1#447]
23  ianarana koa ny miandry amim-paharetana hoy Idada. [2.332#42]
Proverbs  24  Proverbs containing that word

Anagrams  25 anairana, 26 anariana, ianarana, 27 iaranana

Updated on 2026/04/21