|
|
|
|

Entry (1/8)1 I    i    
Part of speech  2 noun (symbol)
Explanations in Malagasy  3Tarehintsoratra fahavalo ary zanatsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy. Raha mamaran-teny ny i dia atao y: Tany. Ny amin'ny feony kosa, dia izao no tsara homarihina: raha ialohan'ny a na i dia atao indray mitonona ny a sy ny i: aina (ai - na) afa-tsy raha tovona nya eo aloha, ka amin'ny izay kosa dia mitonona misaraka izy roa: ailika (a - i - lika).. [1.1]
Explanations in French  4La huitième lettre de l'alphabet malgache et la troisième des voyelles. L'i suivi de g, h, k, ng, nk, se répercute légèrement après ces lettres devant a, e, o, de la syllabe suivante: Igagana, igiagana; Isika, isikia; Mainka, mainkia, Ikopa, ikiopa; Ikoto, ikioto.. [1.3]
Analogs  5 abidy
Tables and plates  6 The Alphabets
Article  7Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entry (2/8)8 i~
Part of speech  9 prefix [Full list]
Explanations in Malagasy  10Fanao a) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza olona ka tsy manomboka amin'ny Ra na Andrian:Ikoto / Ny satrok'i Paoly. b) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza tany na tanaàna na renirano na farihy tsy misyAn naAm:Ihosy / Ny tanànan'i Betafo. d) eo alohan'ny anarana iombonana sasantsasany misy fifandraisana ara-pihavanana:i dada, i zandry..
11Hita amin'ny fiforonan'ny teny sasantsasany, toy ny ilay, ikala, izato, iny, izaho, izahay, izy, ise, isika, ianareo, ivelany, ivoho, imaso, ilalana.. [1.1]
Explanations in English  12prefix used as follows : a) before proper names, as : Kòto, Ikòto b) in forming place names, as : Mèrina, Imèrina: Ifanadiana c) to make a noun into a preposition or an adverb, as : maso, eye; imaso, in plain sight; voho, the back; ivoho, behind. [1.7]
Explanations in French  13Sert à former des adverbes et des prépositions et équivaut à une préposition: à, sur : Imaso, aux yeux de; Ivoho, sur le derrière de..
14Article personnel, se met devant les noms propres de personnes, devant les noms de lieux, ainsi que devant certains noms communs, et remplace alors Ra ou Andrian- : Iboto, Ifara, Ivato, Ifandana; Ikaky, Ineny, irainao, izokinao, isakaizanao.. [1.3]
15préfixe a) se met devant les noms propres; ex. : Kòto, Ikòto b) se met devant les noms de lieu; ex. : Merina, Imerina; Ifanadiana c) sert à former des prépositions et des adverbes; ex. : maso, imaso; voho, ivoho. [1.8]

Entry (3/8)16 i
Part of speech  17 article [Full list]
Explanations in Malagasy  18ny. [Bara, Tandroy] [1.78]

Entry (4/8)19 i
Part of speech  20 interjection [Full list]
Explanations in French  21Non. I! inona no izany eo. Non, cela n'est pas vrai.. [1.3]

Entry (5/8)22 i
Part of speech  23 pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  24izy. [Bara] [1.78]
Tables and plates  25 All the pronouns

Entry (6/8)26 I    
Part of speech  27 pronoun [Full list]
Explanations in English  28aho, izaho; aho is chiefly used after the predicate, and izaho is used before. [1.2]
29izaho@mg.pn, aho@mg.pn. [1.17]

Entry (7/8)30 I    i    
Part of speech  31 adjective
Explanations in Malagasy  32marika romana izay milaza ny isa 1. [3.1]
Vocabulary  33 Mathematics: arithmetic
Tables and plates  34 The Numbers

Entry (8/8)35 I    
Part of speech  36 noun (symbol)
Explanations in Malagasy  37iôdy. Singa mivaingana, faha-53 amin'ny fisokajiana miherina.. [3.1]
Explanations in English  38Iodine. [3.1]
Explanations in French  39Iode. [3.1]
Vocabulary  40 Chemistry
Tables and plates  41 Periodic Table

Updated on 2025/11/02