|
|
|
|

Entry (1/2) 1  hosorana
Root  2 hosotra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Lalorina na tavonana menaka/loko/vernia/fotaka/savony: Ity angaha tsy mba nohosoran-dreniny menaka? / Hosory vernia ny fanakao fa hangilohilo / Tsy manaiky aho fa nohosorany fotaka ny lambako / Hosory savony tsara ny lamba
9 Hamasinina, apetraka sy atokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Nohosoran' i Papa Ray masina ho Eveka izy [1.1]
Explanations in English  10 to have something smeared or painted on it [1.7]
Explanations in French  11 qu'on peint ou enduit de quelque chose [1.8]
Examples  12  Ho hosorana loko mba hateza satria raha tsy izany dia ho lo vetivety toy ny teo aloha. [2.332#]
13  tapa-kazo izay hosorana tseroka na tantely, ary ravahana vakana sy ampitafiana lamba jaky; [2.588#]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 15  hosorana
Part of speech  16  noun
Explanations in French  17 Nom général des onguents, pommades, produits avec lesquels on frictionne [1.196]
Vocabulary  18  Botany

Updated on 2026/04/21