|
|
|
|

Entry 1  hosena
Root  2 hosy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Hitsahina amin' ny tongotra: Aza hosena itỳ lambako
9 Atao tsinontsinona, zimbazimbaina: Nohoseny ny hajan' ny tokantranony tamin' ny fitondran-tena ratsy nataony
10 Vakivakina (enti-milaza ny baingan' ny tanimbary vakina mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hanetsana ny vary): Hosen' ny olona ny tanimbary alohan' ny hanetsana
11 Baboina: Nohosen' ny fanjakana ny hareny fa namadika tanindrazana izy [1.1]
Explanations in English  12 to be trampled as ricefield; to be confiscated [1.7]
Explanations in French  13 qu'on piétine; qu'on confisque [1.8]

Anagrams  hosena, 14 Sehona

Updated on 2026/04/19