|
|
|
|

Entry (1/2) 1  horakoraka
Root  2 horaka
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  5 Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny horakora-pifalian' ny vahoaka
6 Feon' ny sahona: Horakoraka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1]
Explanations in English  7 the cries of a crowd [1.7]
Explanations in French  8 les cris d'une foule [1.8]
Examples  9  Kotaba, horakoraka moa izao! [2.356#67]
10  Feno horakoraka sy tabataba ny tanàna. [2.117#17]
Synonyms  11 horaka
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 13  horakoraka
Root  14 horaka
Part of speech  15  noun
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  19 Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1]
Synonyms  20 horaka

Anagrams  21 harokaroka, horakoraka

Updated on 2026/04/22