|
|
|
|

Entry 1  honikonina
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Nouns :
Explanations in Malagasy  4 Fahasahirankiranana amin'izay atao, amin'ny fiomanana an' izay hatao, amin'ny famonjena zavatra maro indray atao, amin'ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan'ny olona [1.1]

Updated on 2026/04/19