|
|
|
|

Entry (1/2) 1  honahona
Root  2 hona
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  5 Fotaka malemy sy mandrevo ary lalina. [1.1]
Explanations in English  6 a swamp [1.7]
Explanations in French  7 marécage [1.8, 1.13]
8 fondrière, terrain très bourbeux où l'on enfonce facilement [1.196]
Examples  9  ary ny nivarina nankamin' ny heniheny, nilentika velonà tany anaty honahona. [2.588#]
10  Ny mitsinjo honahona sy ny vohitra koa dia ratsy fa sintonan' ny hona ary saro-mahita masoandro. [1.381#]
Vocabulary  11  Geography: (in general)
Synonyms  12 hona
Analogs  13  heniheny, 14  horaka, 15  zetra
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 17  honahona
Part of speech  18  noun
Explanations in French  19 [Betsimisaraka] Nom de végétaux croissant dans de tels endroits et notamment : Paropsia madagascariensis (Mast.) H.Perrier (Passifloraceae) [1.196]
Vocabulary  20  Botany
Scientific name 

Anagrams  22 hanohano, honahona

Updated on 2026/04/22