Entry hila
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsy fahamarinan-toerana fa mitongilangilana, tsy fipetrahana tsara amin' ny toerana iray ihany fa firaidraikana mialoha sy miaoriana, miankavia sy miankavanana [1.1]
Morphology 
Simple : hila, hilako, hilanao, hilany, hilantsika, hilanay, hilanareo, hilan', hilan-, hilam-
Prefixed : -kila, -kilako, -kilanao, -kilany, -kilantsika, -kilanay, -kilanareo, -kilan', -kilan-, -kilam-
Derivatives 
 
Synonyms hilahila

Entry hila (ila)
Part of speech future of active verb mila

Updated on 2020/07/31