|
|
|
|

Entry 1  hidiana
Root  2 hidy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 (varavarana) Asiana hidiny, izany hoe tanana amin' ny batana amin' ny alalan' ny fanalahidy na karetsaka, mba tsy ho afaka hivoha: Efa nohidianao ve ny varavarankely any an-tany?
9 (zavatra) Atao ao anaty toerana mihidy: Nohidiany tao anaty vata ny firavany [1.1]
Explanations in English  10 to be closed, to be locked [1.7]
Explanations in French  11 qu'on ferme à clé ou avec une barre [1.8]

Updated on 2026/04/19