Entry hety
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiasana andidiana na anapahana zavatra toy ny lamba, taratasy, volo: Dombo velona ity hety ity
Fandidiana na fanapahana amin' ny hety: Hety volon' ny mpangalatra akoho, hono, izao an' ise izao [1.1]
Explanations in English Scissors [1.7]
Explanations in French Ciseaux [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Entry hety
Part of speech Unspecified
Explanations in Malagasy  [Bara] [1.78]
Derivatives 

Updated on 2023/08/11