| Entry | 1 hetriketrika |
| Root | 2 hetrika |
| Part of speech | 3 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
11 Enti-milaza ny feon' ny vary madiva ho ritra sy ho masaka
12 Hafanana tsy anerany 13 Fahavoriam-bahoaka betsaka misy lanonana malaza [1.1] |
| Synonyms | 14 hetrika |
| Updated on 2026/04/22 |
|