|
|
|
|

Entry 1  henoina
Root  2 heno
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao re, atongilana ny sofina mba handre: Henoy ny hiran' ny ankizy
9 Ekena: Henoy ny fangatahanay, tompoko. [1.1]
Explanations in English  10 to be hearkened to, to be listened to, to be attended to. [1.2]
Explanations in French  11 qu'on écoute [1.5]
Examples  12  Ary henoina matetika ny fiainany, ka toy ny matory. [2.59#301]
13  Misy diska henoina mandritry ny antsasak' ora maninjitra. [2.332]
14  Tsara henoina ny teninareo», hoy ireo namana frantsay nandre ny feonay. [2.356#142]
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21