|
|
|
|

Entry 1  henjihenjy
Root  2 henjy
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  14 Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny [1.1]
Explanations in French  15 action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là [1.3]
Synonyms  16 henjy

Updated on 2026/04/22