| Entry (1/3) | 1 heloka |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
6 Olikolika, fiolikolehana: Misy heloka betsaka ity renirano ity
[1.1] |
| Explanations in English |
7 crookedness
[1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
8 courbure
[1.8] |
| Combinations | 9 12 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word heloka |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Entry (2/3) | 11 heloka |
| Part of speech | 12 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
18 Fandikana ny lalàn' ny Nahary na ny fitsipiky ny fitondram-panjakana; hadisoana lehibe: Heloka bevava no vitany
19 Sazy, noho ny hadisoana lehibe vita: Manefa ny helony any am-ponja izy [1.1] |
| Explanations in English |
20 perversity, crime, guilt, offence, injury, sin.
[1.2] 21 guilt; condemnation [1.7] |
| Explanations in French |
22 faute, culpabilité; condamnation
[1.8] |
| Examples |
23 Ny heloka roambinifolo mahafaty
[2.508#]
24 Ary izay heloka nahafaty aza izao [2.59#] 25 heloka lehibe raha tsy manao izany [2.649#] |
| Vocabulary | 26 Law |
| Combinations | 27 11 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word heloka |
| Entry (3/3) | 28 heloka |
| Part of speech | 29 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in French |
31 [Tankarana] colère
[1.19] |
| Vocabulary | 32 Emotions |
| Other spellings | 33 eloke, eloko |
| Updated on 2026/04/22 |
|