|
|
|
|

Entry 1  hazavana
Root  2 zava
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 zava [1.1]
Explanations in English  7 lightness, brilliancy [1.7]
Explanations in French  8 la lumière, la clarté [1.3]
9 lumière, clarté [1.8]
Examples  10  Na dia taitran' ny hazavan' ny jiro aza, dia tsy nisy nikehana kosa ireo akoho amam-borona mitingitingina ambony sobika sy tandroho. [2.470#58]
11  Mipariaka eny amin' ny torapasika fotsy manjelatra ny hazavany, ka mamiratra mamono maso, ary ny hafanany mampanjary vain' afo kely tsy hita isa ny fasika hitsahana eny an-dalambe sy eny an-tokotany. [2.499#9]
Synonyms  12 fahazavana
Combinations  13  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word hazavana

Anagrams  hazavana, 14 zahavana

Updated on 2026/04/22