| Entry | 1 hazaina |
| Root | 2 haza |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Samborina: Trandraka no nohazainay
9 Karohina, tadiavina; enjehina: Nohazaina ilay mpigadra nilefa fa tsy azo [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be hunted, to be chased
[1.2] 11 to be hunted [1.7] |
| Explanations in French |
12 qu'on chasse
[1.8] |
| Anagrams | 13 haizana, hazaina, 14 ihazana, 15 izahana |
| Updated on 2026/04/19 |
|