|
|
|
|

Entry 1  havitsiana
Root  2 vitsy
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Nouns :
Adverbs :
Explanations in Malagasy  6 Hakelezana isa: Mahabe fanantenana ny havitsian' ny olon-dratsy amin' itỳ tanàna itỳ [1.1]
Explanations in English  7 smallness of number, fewness [1.7]
Explanations in French  8 le petit nombre, rareté [1.8]
Examples  9  Ny sisa tafajanona dia tsy tamana intsony noho ny havitsiana, ka dia nirenireny foana tany anaty ala tany; [2.357#]
Synonyms  10 fahavitsiana

Anagrams  havitsiana, 11 tavihasina

Updated on 2026/04/22