|
|
|
|

Entry 1  hasoavina
Root  2 soa
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao tonga soa kokoa:Hohasoavin' ny fanjakana hono ny lalana mankany amintsika amin' ny herintaona
9 Asiana soa: Nohasoavinao ny zanako tamin' ny fampianarana nomenao azy
10 Tahina: Hohasoavin' ny Tompo anie ianao [1.1]
Explanations in English  11 see soa. [1.2]

Anagrams  12 anasaviho, 13 anasavohy, hasoavina, 14 voahasina

Updated on 2026/04/19