| Entry | 1 hararaotina |
| Root | 2 hararaotra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Vonjena hatao sao tsy misy hahazoana manao azy intsony: Hararaoty izao vidim-bary mora izao mba hividianana betsaka
9 Ampiasaina ny fahavoazan' ny sasany mba hamelezana azy bebe kokoa: Nohararaotinao ny tsy naha-teo ahy mba hanaovanao ny fifaninanana [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be made to have on'es guilt or calamity aggravated, to be pursued successively, to be subject to general annoyance by others when one party has shown hostility to one.
[1.2] 11 to be taken advantage of; [1.7] |
| Explanations in French |
12 dont on tire avantage, dont on profite;
[1.8] |
| Updated on 2026/04/19 |
|