|
|
|
|

Entry 1  hantaina
Root  2 hanta
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Angatahina mafy erỳ: Hantain' ny zanako aoka izany ny saribakolin' i Fara kelinao
9 Omena ny zavatra rehetra angatahiny, ampanaranim-po amin' izay rehetra tadiaviny: Hantainao loatra io zanakao io ka hahantra ianao any aoriana [1.1]

Anagrams  hantaina, 10 ihantana, 11 tanahina

Updated on 2026/04/19