|
|
|
|

Entry 1  hantahanta
Root  2 hanta
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Nouns :
Explanations in Malagasy  5 Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombom-pitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy. [1.1]
Explanations in French  6 [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Examples  7  Mahatsiaro ny hantahanta fanaoko, ry zareo; [2.285#138]
8  Andry koa re ka lavo, hantahanta aiza intsony! [1.244]
9  Nekeko io hantahanta keliny io satria izy koa no mba tiako hifidy izay sora-damba ho ahy. [2.643#106]
Synonyms  10 hanta

Updated on 2026/04/22