|
|
|
|

Entry 1  haingo
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  20 Zavatra apetaka amin' ny akanjo na entina eny amin' ny tena mba hahatonga ny tena ho tsara jerena: Mahafinaritra ny haingon' akanjonao
21 Izay rehetra entina handravahana zavatra, ary na dia hatramin' ny ara-tsaina sy ara-panahy aza: Ho haingon' ny tokantranoko no hividianako io fanaka io / Be haingo loatra ny lahateniny [1.1]
22 zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena [1.13]
Explanations in English  23 an ornament [1.2, 1.7]
24 a decoration, an embellishment. See ravaka [1.2]
25 trimmings [1.7]
Explanations in French  26 ornement [1.3, 1.8]
27 parure [1.3, 1.8, 1.13]
28 décoration [1.3, 1.13]
29 embellissement [1.3]
Examples  30  Noro kosa nanatona an-dreniny, dia velona ny resaky ny haingo. [2.5#70]
31  hahazo izay tiany momba ireo haingo isan-karazany, ary Ingahibe no hampihanta azy amin' izany. [2.470#103]
Analogs  32  ravaka
Combinations  33  10 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word haingo
Proverbs  34  Proverbs containing that word

Anagrams  35 angiho, 36 Gihona, 37 gohina, haingo, 38 ongahy

Updated on 2026/04/21