| Entry | 1 hafohezina |
| Root | 2 fohy |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Atao fohifohy kokoa, hakelezina ny halavany: Hafohezo araka izay azo atao ny teninao
[1.1] |
| Explanations in English |
9 see fohy.
[1.2] 10 to be shortened [1.7] |
| Explanations in French |
11 qu'on raccourcit
[1.8] |
| Updated on 2026/04/19 |
|