|
|
|
|

Entry 1  hady
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  18 Lavaka vita-Nanahary na nohadina tomandavana mba hikorianan' ny riaka na hiarovana ny vohitra amin' ny fahavalo na hambolen-javatra tia mandomando nefa tsy tia rivotra; tevana [1.1]
Explanations in English  19 a ditch, a trench, a moat, a fosse. [Mal. gato, Menangabow kati; toba hati.] [1.2]
20 a pit, a hole, a ditch [1.7]
Explanations in French  21 fossé; action de creuser [1.8, 1.5#131]
Examples  22  Hodidinin' ny hady, na ny tamboho koa ny tanànany. [2.270#]
23  hady voalohany mangonany tamin' ny andro nanjakany. [2.649#]
24  Natao ny hady manodidina nanampy ny vitan' ny mpanjaka taloha. [1.436#]
Combinations  25  28 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word hady
Proverbs  26  Proverbs containing that word
Quotes  27  Texts mentioning that word

Anagrams  28 dahy, 29 diha, hady

Updated on 2026/04/21