Entry | 1 goavy |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Botany: tree 4 Botany: fruit 5 Health |
Explanations in Malagasy |
6 Karazan-kazo fihinam-boa tsy dia lehibe loatra, toa maniriniry foana eny, misy voany madinika maro. (Misy telo karazana ny goavy: ny goavy fotsy, fotsy ny atiny; ny goavy mena, mena ny atiny, ary ny goavitsinà na goavitsinahy, madini-boa ary marikivy raha soamaravo fa mamy kosa rehefa masaka). [1.1] |
Explanations in English |
7 the guava tree and its fruit. A decoction made from the leaves is used for dysentery. Psidium pomiferum, L. [1.2] 8 [French goyave], the guava tree; its fruit [1.7] |
Explanations in French |
9 goyavier; goyave [1.8] 10 (du français « goyave » ; c'est l'orthographe malgache qui paraît la meilleure) Psidium guajava L. (Myrtaceae). On en distingue plusieurs variétés : goavifotsy, goavimena, goavimavokely; etc. Ne pas confondre avec une variété, l'expression populaire goavin' ilaihavana ; c'est une allusion à un conte : Ilaihavana (« Monsieur l'ami de tout le monde ») était si débonnaire qu'il distribuait ses goyaves à tout un chacun sans songer à en garder pour lui-même ; sens moderne : se ruiner par trop de bonté. Ça n'arrive plus beaucoup de nos jours !! [Merina] [1.196] [Sihanaka] [Tsimihety] [Bezanozano] [Betsimisaraka] |
Examples |
11 Lasa nobetain'izy roa lahy moramora Ilezo ka nataony tamin'izao alokaloka am-poto-goavy izao. [2.324] 12 Rahefa fotoanan' ny manga, na rotra, na goavy, naka an-karona nentina nody izahay. [2.472] |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word goavy |
Updated on 2023/08/18 |