|
|
|
|

Entry (1/2) 1  fono-
Part of speech  2  morphological form of fonoka

Entry (2/2) 3  fono
Part of speech  4  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  18 Ny eo ivelan' ny zavatra manafina na mandrakotra ny tenany: Ataovy tsara fono io zazakely io sao mangatsiaka [1.1]
Explanations in English  19 a cover [1.2, 1.7]
20 an envelope [1.2]
21 a wrapping [1.7]
Explanations in French  22 couverture [1.3, 1.8]
23 enveloppe [1.3, 1.13]
24 action de plier dans un noeud [1.3]
25 emballage, reliure [1.8]
26 gaine [1.13]
27 Chez les plantes, paroi des fruits lorsqu'ils s'ouvrent pour laisser échapper les graines. On dit aussi fonofono, duplicatif plus usité. [1.196]
Examples  28  Ny anankiray maty anaka, ary ny anankiray miova fono; [2.69#]
29  Nosokafany ilay fono, ka basy no tao, basi-miaramila notsofana ny volony. [2.472#]
30  fono kalina izany, fa tsy tahaka ny fono savony any ambanivohitra tsy akory. [2.4#]
Combinations  31  18 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fono
Proverbs  32  Proverbs containing that word

Anagrams  fono, 33 nofo

Updated on 2026/04/21