|
|
|
|

Entry 1  fokarina
Root  2 fokatra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Alana, badina ao anaty tany: Be ny arintany azo fokarina any Soalary ~ Fokaro ny lamba ao anaty vata
9 Velomina, fohazina indray: Nofokariny daholo ny fanao taloha
10 Aseho mibaribary: Nofokarin' ny mpanozon-doha ny helony rehetra [1.1]
Explanations in English  11 to be exhumed; to be extracted [1.7]
Explanations in French  12 qu'on exhume; qu'on extrait [1.8]

Anagrams  13 fanorika, 14 fikorana, 15 firanoka, 16 fironaka, fokarina

Updated on 2026/04/19