|
|
|
|

Entry 1  fohina
Root  2 foka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Trohina, sintonina: Fohin' ny hainandro ny ranonando
9 Ritina: Fohin' ny tany ny ranonorana
10 Trohina ary atelina: Fohin' ny orona ny rivotra / Fohin' ny olona ny sigara [1.1]
Explanations in English  11 to be inhaled; to be absorbed [1.7]
Explanations in French  12 qu'on hume; qui est absorbé comme par une éponge [1.8]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 fanohy, 15 fohany, fohina, 16 hifona, 17 hinofa

Updated on 2026/04/21