|
|
|
|

Entry 1  fohazina
Root  2 foha
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tairina amin' ny torimasoo: Aza mbola fohazina izy fa vizana
9 Tsahivina: Tsy tokony hofohazina intsony io raharaha io [1.1]
Explanations in English  10 to be wakened [1.7]
Explanations in French  11 qu'on réveille [1.8]
Examples  12  Aoka ny lasa hatory mandrakizay fa aza fohazina intsony, hoy Bina. [2.499#]
13  Dia tsy navelako ho fohazina tamy ny io alina io Raketaka sy Ramasinoro fandrao taitra ka mivadi-pò Ramasy. [2.59#]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 fihazona, fohazina

Updated on 2026/04/21