|
|
|
|

Entry 1  fofoina
Root  2 fofo
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Kasaina ho vady: Nofofoindry Rakoto ho vadin' ny zanany io zazavavy io
9 Kasaina, kendrena hovonoina: Nofofoiny hovonoina mihitsy aho [1.1]
Explanations in English  10 to be engaged to be married (of the girl) [1.7]
Explanations in French  11 Qu’on choisit pour fiancée ou pour de mauvais desseins: Nofofoin’ ny ray aman-dreny ho vadin’ny zanany io zazavavy io (Les parents ont choisi cette fille pour être l’épouse de leur garçon) ~ Nofofoiny hovonoina aho (Il a projeté de me tuer) [1.3#177]
12 fiancée (se dit de la femme) [1.8]
Examples  13  kanefa ny nohazaina sy nofofoina hovonoina ary nitondra fahoriana mafy indrindra dia Ingahy. [2.588#]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 fofoany, fofoina

Updated on 2026/04/21