|
|
|
|

Entry 1  fitsinjarazarana
Root  2 tsinjarazara
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Examples  6  Amin' ny fomba azo tsapaina, dia fitsinjarazarana ao amin' ny Kaominina ary miankina amin' ny Kaominina ny Fokontany [4.27#]
7  nalahatra ho fianarana mihitsy ka ahitana fizarazarana sy fitsinjarazarana izay hahamora ny fitadidiana izay voalaza sy hahamora ny fandraisana ny fitohitohizan' ny hevitra [2.436#6]

Updated on 2026/04/19