|
|
|
|

Entry 1  fitia
Root  2 tia
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Fomba entina mitia: Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika
7 Fahazoana mitia: Atao ahoana na fitia olona toa an'io
8 Fitiavana: Tsy manam-pitia anao, hono, izy ~ Bobongolo ilay fitia [1.1]
Explanations in French  9 l'affection [1.3]
10 amour [1.5]
Examples  11  hoy ny famalin'ilay Andriana mahavaly fitia; [2.298#36]
Vocabulary  12  Emotions
Combinations  13  15 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fitia
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 fiita, fitia

Updated on 2026/04/21