| Entry | 1 fitahina |
| Root | 2 fitaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Laingaina, ilazana tsy marina: Nofitahin' ialahy aho fa hay tsy tonga akory Rakoto dia nantsoin' ialahy aho
9 Ambakaina: Mba matahotra an' Andriamanitra fa aza ny adala no fitahina 10 Fetsena, angalarana an-kafetsena, solokina: Nofitahin' ilay karilahy iny ny raiko ka nahazoany vola roanjato [1.1] |
| Explanations in English |
11 to be deceived, to be imposed on.
[1.2] 12 to be deceived, to be defrauded [1.7] |
| Explanations in French |
13 qu'on déçoit, qu'on trompe
[1.8] |
| Combinations | 14 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fitahina |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 16 fahatiny, fitahina, 17 tafihina, 18 tifahina |
| Updated on 2026/04/21 |
|