| Entry | 1 fiovana |
| Root | 2 ova |
| Part of speech | 3 noun |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
6 Fanjariana ho hafa, fiofoana: Ny fiovan' ny gamoina ho lolo
7 Fihatsarana na fiharatsiana: Tsy misy fiovana ny aretin-drainao 8 Fivadihana: Ny fiovan' ny andro teo izay no nahabe aretina [1.1] |
| Explanations in French |
9 l'action de changer
[1.3#473] 10 modification, changement, mutation [1.13] |
| Examples |
11 Tsy misy fiovana ny soratr'aretina na dia narahina an-tsakany sy an-davany aza ny tenin'ny dokotera sy ny fanafody nomeny
[2.470]
12 Misy fiovana ny sain'olombelona [2.471] 13 Ny fiovana nisy dia momba anay mianakavy [2.472] |
| Combinations | 14 15 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fiovana |
| Anagrams | 15 fiavona, fiovana, 16 fivaona, 17 vainafo, 18 voafina |
| Updated on 2026/04/19 |
|