| Entry | 1 finganina |
| Root | 2 fingana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Alavo amin' ny fainelezana ny tongotra eny ampandehanana na eny am-pihazakazahana: Nofinganin' Ikoto Isambilo ka nitrosina terỳ amin' ny tany
9 Anaovana ankasomparana; Nofinganiny tamin' ny hevitra maizimaizina ilay sakaizany ka tsy tafarina intsony tamin' ny raharahany [1.1] |
| Anagrams | 10 faningina, finganina, 11 finingana |
| Updated on 2026/02/04 |
|