|
|
|
|

Entry 1  fihodinkodinana
Root  2 hodinkodina
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Examples  6  Tsy dia fanalavan-dresaka na fihodinkodinana foana tsy akory ny ohatrohatra - araka ny fisason'ny tsy mahalala. [2.298#133]
7  Ny hazakazaka sy ny fihodinkodinana eo am-piasana no tsy itovia na, fa raha ny vely kibay sy karavasy ary antsoantso, dia samy misy izany. [2.472#173]

Updated on 2026/05/22