|
|
|
|

Entry1  fihinana (hinana)
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Fomba entina mihinana: Raisiny amin' ny hazo kely no fihinan' ny Sinoa ny vary [1.1]
4  Azo hanina: Misy holatra betsaka tsy fihinana fa misy poizina [1.1]
Examples  5  fihinana ihany koa ny henany, indrindra fa ny rambony. [2.117]
6  Tsy fihinana, Kamarady, fa fady aminay, hoy ny filohan-tsokajy. [2.643]
7  Ny fihinana sy fisotroana dite ataon'ny olona izay idirana an-trano. [2.59]
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Compound words 
Zoonyms 

Updated on 2023/04/14