|
|
|
|

Entry 1  fifamonjena
Root  2 vonjy
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Examples  6  Nanao fifanekena koa ny Fokonolona izay natao hoe dina satria andraikiny ny fifanampiana sy fifamonjena raha misy fahatairana toy ny hain-trano, fefiloha vaky, halatra. [2.113#]

Updated on 2026/02/26