|
|
|
|

Entry 1  fasana
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Nouns :
Explanations in Malagasy  6 Lavaka na toerana namboarina handevenana ny maty. [1.1]
Explanations in English  7 a grave, a tomb [1.2, 1.7]
Explanations in French  8 tombeau, tombe [1.3, 1.8]
9 caveau, mausolée [1.3]
Examples  10  Ilay fasako, fasako ihany
fa ny foko dia fasana koa!
Io no fasako ivelan'ny tany,
io no fasako iray, faharoa!
[1.275]
11  Ny fasana no fasana, ka ny raha naterina ao aminy. [2.245#70]
12  Dia nasainy novorina ny vahoaka ho any amin' ny fasana. [2.69#82]
Analogs  13  kibory
Combinations  14  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fasana
Proverbs  15  Proverbs containing that word
Article  16 Randzavola: fasana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
17  18  19 
20  21  22 

Anagrams  23 fanasa, fasana, 24 Safana

Updated on 2026/04/21