|
|
|
|

Entry (1/2) 1  fantsika
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  15 Vy lavalava kely marani-doha hanakambanana ny hazo roa na maria [1.1]
Explanations in English  16 a nail, a spike. See fantoka, homba [1.2]
17 a nail [1.7]
Explanations in French  18 clou [1.3, 1.8]
19 état de ce qui est cloué [1.3]
20 pointe [1.8]
Examples  21  Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [2.442#]
22  Notapatapahina ireo fantsika, dia nojereny avy eo ka. [2.606#]
23  Io dia saron-daba vifotsy nendahina ary nolavadavahana tamin' ny fantsika ka manjary marokoroko ny lafiny iray. [2.472#]
Combinations  24  9 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fantsika

Entry (2/2) 25  fantsika
Part of speech  26  noun or adjective
Explanations in English  27 having a fixed employment; assigned to a certain work; engaged, wholly fixed, stationed. [1.2]
Explanations in French  28 état de celui qui est fixé à un emploi, à une affaire [1.3]

Updated on 2026/04/19